|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voafora |
| Fototeny | 2fora |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
4nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5circumcised.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6circoncis.
[1.3#186] |
| Ohatra |
7 Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo.
[1.353]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 10finora |
| Mpanahaka | 11 afatrosa, 12 nodidiampoitra, 13 nosikinana, 14 notsongoina, 15 vitahasoavana, 16 voadidyfoitra, 17 voalehilahy, 18 voasikina, 19 voatsongo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|