|
|
|
|

Teny iditra1 voafarana
Fototeny  2farana
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5terminé, conclu, limité, rogné, limé. [1.3#153]
Ohatra  6 Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [2.472#]
Tovy hevitra  7finarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12