|
|
|
|

Teny iditra1 voafady
Fototeny  2fady
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4Afa-baraka, very hasina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5spoiled, made useless; refrained from.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Dont on s'est abstenu, dont on n'a pas mangé, qu'on n'a pas fait. [1.3#135]
Ohatra  7 Ataoko ahoana fa ny tia sy ny manina voafady Mahery andro ity fitia, nahongana ny ady Tsy voaongotra intsony fa efa latsaka aman' aina! [2.928]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02