|
|
|
|

Teny iditra1 voaboraka
Fototeny  2boraka
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4qu'on a défait, déballé, manifesté. [1.3#88]
Ohatra  5 Rehefa voaboraka antsipiriany io anton' ny raharaha atao io, dia manome lalana ny Mpamaly Kabary ny Mpamaky kabary: ohabolana no ampiasainy eo, dia miala izy. [2.245#]
Tovy hevitra  6bonoraka

Fivaditsoratra  7 voaboraka, 8 voarobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12