|
|
|
|

Teny iditra1 voabaiko
Fototeny  2baiko
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4commanded. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5à qui ou a parlé ou fait un commandement en langage étranger ou par signes. [1.3#72]
Ohatra  6 Fa nony efa zajatra aho dia hitako fa hay tsy nisy sahy tena namely ahy mafy ry zalahy ireo fa efa voabaiko hampianatra ahy fotsiny. [2.643#21]
Tovy hevitra  7binaiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12