|
|
|
|
Teny iditra
1
vizatina
Fototeny
2
vizatra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Tenenina amin' ny feo miriadriatra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
vizatina
, vizatiko, vizatinao, vizatiny, vizatintsika, vizatinay, vizatinareo, vizatin', vizatin-, vizatim-, vizati-
6
Ny lasa :
novizatina, novizatiko, novizatinao, novizatiny, novizatintsika, novizatinay, novizatinareo, novizatin', novizatin-, novizatim-, novizati-
7
Ny hoavy :
hovizatina, hovizatiko, hovizatinao, hovizatiny, hovizatintsika, hovizatinay, hovizatinareo, hovizatin', hovizatin-, hovizatim-, hovizati-
8
Filaza mandidy :
vizato
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12