|
|
|
|

Teny iditra1 vizanina
Fototeny  2vizana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Sasarana, atao izay hahavizana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be made cramped, to be made tired. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on fatigue, qu'on rend las. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 vinizana, 12 vizanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12