|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vivitina |
| Fototeny | 2vivitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Entina amin' ny tendrony, amin' ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin' ny molony io vilany io sao dia vaky.
5Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao rovitra. 6(teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia novivitiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|