|
|
|
|

Teny iditra1 vivery
Singan-teny  2vy, 3very
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io. [1.1]
Ohatra  6 Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery. [2.928#]
7 Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472#]
Tsipelina hafa  8vy very

Fivaditsoratra  9 vivery, 10 vy very

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02