|
|
|
|

Teny iditra1 visavisaina
Fototeny  2visavisa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony.
5Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be described minutely, to be enumerated. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on décrit ou énumère minutieusement. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12