|
|
|
|

Teny iditra1 virosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4virus] Karazana mikraoby manokana, mbola kely indray noho ny bakteria fa latsaka ny 0,2 ampaharivon' ny mm ny habeny ary tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskopy manokana, fototry ny aretina maro toy ny gripy, poliomielita. [1.1]
Voambolana  5 Fahasalamana

Fivaditsoratra  6 sivory, 7 virosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12