|
|
|
|
Teny iditra
1
viniviny
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Toetran' ny olona tezitra mihenahena tsy miteny fotsiny amin' izao, na ny endrika malonilony sy sosotra.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mivini
vi
ny
Matoantenin' ny iharana :
5
aviniviny
,
6
avinivinio
,
7
tafaviniviny
Matoantenin' ny fameno :
8
ivinivi
ni
ana
Anarana :
9
fiviniviniana
,
10
fiviniviny
,
11
mpiviniviny
Mpamaritra :
12
mahaviniviny
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19