|
|
|
|

Teny iditra1 vingy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitondran-javatra amin' ny tendron-tanana ihany, toy ny zavatra maivan-kely.
4Fanaovana tsinontsinona, tsy fanajana, faniratsirana.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  13vingivingy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19