|
|
|
|

Teny iditra1 vingitina
Fototeny  2vingitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina amin' ny loha fanondro sy ny ankibe: Ento tsara fa aza vingitina toy izao io mosara io fa efa madio. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be taken hold of at the extreme edge by the finger and thumb. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on saisit, qu'on porte par les bouts. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11vingirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12