|
|
|
|

Teny iditra1 vingavingaina
Fototeny  2vingavinga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ivaivaina, ambanina, zimbaina, hamavoina, tsy asiana hasina, tsy hajaina: Novingavingainy teo imason' olona maro be teo aho ka tsy manaiky. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be abused, to be disdained. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on méprise, à qui on adresse des paroles dédaigneuses. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12