|
|
|
|

Teny iditra1 vindina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fivontosana tahaka ny voakaikitry ny renitantely; fivontosan' ny molotra raha nianjera na nisy namely totohondry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the lips or ears swelling in anger or in disease. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5enflure, comme celle qui est produite par la piqûre d'une guêpe, enflure des lèvres, des oreilles par la suite d'un coup, d'un choc. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  11 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19