|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vinanindrano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] (vinañin-drano) toerana ihaonan'ny renirano roa lehibe, toerana ihaonan'ny renirano lehibe amin'ny ranomasina
[1.78] 4 fihaonan'ny renirano roa [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 confluent
6 vinanibe, vavarano lehibe: estuaire [1.13] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|