|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vinaly
Fototeny  2valy
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4(misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille. [1.3#806]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voavaly

Teny iditra (2/2)10 viñaly
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12renianaka. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  13 valiny, 14 vilany, 15 vilina, 16 vinaly, viñaly, 17 vinila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03