|
|
|
|

Teny iditra1 vimbinina
Fototeny  2vimbina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina amin' ny tanana: Vimbino kely, anaka, ity harona ity.
5Arovana, tahina: Novimbinin' Andriamanitra izy ka tody soa aman-tsara eto an-tanindrazana indray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be carried in the hand; to be protected. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on porte à la main, qu'on protège, dont on a soin. [1.3]
8qu'on porte à la main; qu'on protège. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 vimbinina, 15 vinimbina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02