|
|
|
|

Teny iditra1 vikavikaina
Fototeny  2vikavika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao vikavika fotsiny; zairina atao zojòtra: Vikavikao, retsy, io lambako io fa maika hahodiko milina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be tacked or basted with large stitches. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on faufile. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ivikavikàna, 12 vikavikaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12