|
|
|
|

Teny iditra1 vihina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Voa anankiroa voafono kitapo eo ambanin' ny faritra fananahan' ny lehilahy. [1.1]
Voambolana  4 Haiaina
Tovy hevitra  5vihindahy

Fivaditsoratra  6 haviny, 7 hivina, 8 vahiny, 9 vihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12