|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vidiana |
| Fototeny | 2vidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4qu'on achète.
[Tanala]
[1.6#839] |
| Ohatra |
5 Ilay àry re vidiana, fa iny no tiako e, hiy izy, nony tsy nifantoka tamin-javatra hafa ny masony.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 adivina, 12 avadiñy, 13 diavina, 14 divaina, 15 vidiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|