|
|
|
|

Teny iditra1 vibrio
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4vibrion] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika faingo amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny kolerà. [1.1]
Voambolana  5 Fahasalamana

Fivaditsoratra  6 birovy, 7 vibrio

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12