|
|
|
|

Teny iditra1 very tadidy
Singan-teny  2very, 3tadidy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny zavatra tsy tsaroana intsony na olona tsy mahatsiaro na inona na inona intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6no longer remembered, having nothing by which a thing can be any longer remembered.. [1.2]
7no longer remembered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8dont on a perdu le souvenir. [1.3]
9dont on ne se souvient pas; oublié. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12