|
|
|
|

Teny iditra1 verezina
Fototeny  2very
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ariana tsy ho zanaka na atao tonga mietry hamendrehana ka tonga andevo: Noverezina tamin' ny vola tsy vaky izy ~ Verezin-jo.
5Lamina amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsy antony: Noverezin-dRamatoa iny tamin' ny resaka tsisy antony fotsiny lahy ny androko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be sold into slavery. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on réduit en esclavage. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12