|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 verahina |
| Fototeny | 2veraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina.
5Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana. 6Velarina: Veraho ny entanao hosavana. 7Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|