|
|
|
|

Teny iditra1 velirano
Singan-teny  2vely, 3rano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fianianana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6serment légal consistant à prononcer des imprécations contre soi-même, en frappant, avec une verge, une lance plantée dans une fontaine sacrée presque desséchée ; promesse, simple serment. [1.3#824]
Ohatra  7 Nanao velirano sy nifanaiky tamin-dRanavalona I izy. [2.508#]
8 Manaraka izany dia natao ny lokan'ady sy ny velirano; [2.588#]
9 Loza izany velirano ataon' izy roa lahy izany, fa efa mianiana mafy amin' ny lanitra sy ny tany! [2.69#]
Tsipelina hafa  10vely rano

Fivaditsoratra  11 Narivelo, 12 renivola, 13 velirano, 14 vely rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02