|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 velezo ny vy dieny mafana |
| Singan-teny | 2velezo, 3-ny, 4vy, 5dieny, 6mafana |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8hararaoty ny fotoana tsara hanaovan-javatra.
[1.1] |
| Ohatra |
9 Velezo ny vy dia ny mbola mafana (Battez le fer quand il est chaud)
[1.3]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|