|
|
|
|

Teny iditra1 vehana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Halavan-drefy hatao amin' ny tendron' ny fanondro ka hatramin' ny tendron' ny ankibe (vodivoam-pelatanana miverina indroa, na voatondro folo, na zehy latsaka tondro). [1.1]
Ohatra  4 hatr' aminy voantondro iray azo atao hery ny ka hatr' aminy vehana tahak' izao [2.48]
Voambolana  5 Toerana
Kamban-teny rehetra  6tsy miala vehana
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 vahena, 9 vehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02