|
|
|
|

Teny iditra1 vazoina
Fototeny  2vazo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hiraina, kaloina: Novazoin' ny Avana ny hanin-kavana.
5Anaovana vazo na kalompitiavana: Imiangaly no novazoin' Andrianampoinimerina. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 vaozina, 11 vazoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12