|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vazivazina |
| Fototeny | 2vazivazy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra.
5Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be teased, to be annoyed; to be mocked.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on taquine, de qui on se moque.
[1.8] |
| Ohatra |
8 ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra
[2.131]
9 Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 Ny zazavavy, 16 vazivazina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|