|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vavàna |
| Fototeny | 2vava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 7 vavàna |
| Fototeny | 8vava |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany!.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11very talkative.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12très bavard.
[1.8] |
| Tovy hevitra | 13basivava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|