|
|
|
|

Teny iditra1 vavorona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ireo lavak' orona roa hita amin' ny olombelona sy ny biby sasantsasany toy ny omby, soavaly, alika, saka sns..., mba hidiran' ny rivotra iainana ary koa hivoahan' ny rivotra izay vao avy niainana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the nostrils. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5les narines. [1.8]
Voambolana  6 Haiaina
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02