|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vavony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony. [1.1]
Voambolana  4 Haiaina
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7 vavony
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9(sens général : estomac).
10Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal.
11L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié.. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02