|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vavarano |
| Singan-teny | 2vava, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Toerana fiafaran' ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany.
6Fihaonan-drenirano roa. 7Halehiben' ny sakan' ny renirano na ny ony iray. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8embouchure.
[1.13] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 10vinanin-dranomasina |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 vavarano |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14moron-drano, ny faritany sy ny mponina ao.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|