|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vavàna
Fototeny  2vava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)7 vavàna
Fototeny  8vava
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11very talkative. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12très bavard. [1.8]
Tovy hevitra  13basivava

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12