|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vavahoana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tany mitriatra, lempona.
4Fotoana farany iainana: Efa eo am-bavahoana ihany ilay marary notsidihinay omaly. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 vavahoana, 6 voahavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|