|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vatovy |
| Singan-teny | 2vato, 3vy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazam-bato mafy mainty avy amin' ny volkano.
[1.1] 6anarana iombonan'ny vato misy vatongaly. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7roche basaltique.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haibolantany |
| Teny iditra (2/2) | 9 Vatovy |
| Singan-teny | 10vato |
| Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 12 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 13 vatovy, Vatovy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|