|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vatovatoina
Fototeny  2vatovato
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4pierreux, caillouteux. [1.13]
Tovy hevitra  5vatoina

Teny iditra (2/2)6 vatovatoina
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8ilazana vongan-tsela maty ary mafy any anaty taova vokatry ny raboka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9tubercule induré. [1.13]
Voambolana  10 Haiaina
Tovy hevitra  11vatovaton-draboka

Fivaditsoratra  12 vatovatoina, 13 voatavontay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12