|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatovary |
| Singan-teny | 2vato, 3vary |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5vato mamasipasika fanasana angady.
[Sihanaka]
[1.78] 6Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7grès.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 9vatoasana, vatodidy |
| Fivaditsoratra | 10 varivato, 11 vatovary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|