|
|
|
|

Teny iditra1  vatosolaitra
Singan-teny  2 vato, 3 solaitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-bato mihelakelaka na miselatselaka [1.1]
6 [vato solaitra] vato fanomezana filo ny fitaovam-piasana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 [vato solaitra] ardoise; pierre à huile [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04