|
|
|
|

Teny iditra1 vatosoa
Singan-teny  2vato, 3soa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bato sarobidy noho ny hasoany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a precious stone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7pierre précieuse. [1.8]
Ohatra  8 Dia mandray ampingarabolamena feno vatosoa mamirapiratra fatratra. [1.437#]
Voambolana  9 Haibolantany
Lahatsoratra  10Randzavola: vatosoa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  11 vato osa, 12 vatosoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12