|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatosanga |
| Singan-teny | 2vato, 3sanga |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazam-bato rehefa dorana 150° mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra.
[1.1] 6vato fanamboarana platira. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7gypse, pierre à plâtre.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Fotoana ela no nipetraka teny ny fianakaviana nivelona tamin' ny fanaovana ny asa ambanimbany tao an-tanàna, na tamin' ny fitrandrahana vatosanga sy ny asa fambolena manaraka ny fizaran-taona.
[1.369#]
|
| Voambolana | 9 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 10alabaritany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|