|
|
|
|

Teny iditra1 vatonakoho
Singan-teny  2vato, 3akoho
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bato malemy sady loadoaka. [1.1]
6karazam-bato marokoroka maivana sady misokitsokitra avy amin'ny volokano. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7pierre ponce. [1.13]
Voambolana  8 Haibolantany
Tovy hevitra  9vato paonsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12