|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vato mitsangana
Singan-teny  2vato, 3mitsangana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana. [1.1]
Tovy hevitra  6vatolahy

Teny iditra (2/2)7 Vatomitsangana
Singan-teny  8vato, 9tsangana
Sokajin-teny  10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  11 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  12 Vatomitsangana, vato mitsangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03