|
|
|
|

Teny iditra1 vatomamy
Singan-teny  2vato, 3mamy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan-java-pihinana aingitraingitra vita amin' ny siramamy, mitarehina vato kely boribory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6candy, sweet. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7bonbon. [1.8]

Fivaditsoratra  8 tavomamy, 9 vatomamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12