|
|
|
|

Teny iditra1 vatoana
Fototeny  2vato
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Be vato: Tany votoana, vary vatoana.
5Hetry, botry, vatokely: Vatoana ity zaza ity.
6Mafy, sarotra andrahoina: Mangahazo vatoana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7pierreux.
8Figuré: qui a des durillons, dur, de mauvaise croissance, rabougri, de cuisson difficile: Vatoana ity tokotany ity (Il y a beaucoup de pierres dans cet emplacement) ~ Vatoana ity vary ity (Il y a beaucoup de pierres mêlées à ce riz, ce riz cuit difficilement) ~ Vatoana ity zaza kely ity (Ce petit enfant ne croit pas, est rabougri) ~ Vatoana ity mangahazo ity (Ce manioc cuit difficilement, est dur quand il est cuit). [1.3#816]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 atavano, 11 atavona, 12 atovana, 13 avotana, 14 vatoana, 15 voatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02