|
|
|
|

Teny iditra1  vatasarihina
Singan-teny  2 vata, 3 sarihina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 [vata sarihina] a drawer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 [vata sarihina] tiroir [1.8]
7 tiroir [1.13]
Ohatra  8  Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529#]
9  Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. [2.4#]
10  Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. [2.503#]
Voambolana  11  Toe-karena: ao an-trano
Tovy hevitra  12 vatasarika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04