|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 varivary
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona.
4Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons. [1.3]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7 varivary
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo.
10Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe. [1.1]
11tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12lattes transversales des toits. [1.3]
13latte. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Fivaditsoratra  18 raviravy, 19 varivary, 20 viravira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02