|
|
|
|

Teny iditra1 varivariana
Fototeny  2variana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4[duplicatif]. [1.3#814]
Ohatra  5 Nahita ny tany nangina, Ka gaga sy varivariana. [1.437#]
6 Tsy nisy nahafeny izy roa, fa toa samy varivariana. [2.529#]
7 Tsy isalasalana mihitsy fa Andriamanitra dia efa naniraka ny anjeliny mba hamonjy azy, ary nataony varivariana ny mason'ireo mpanenjika, mba tsy hahalala azy. [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12